|
|
|
|

Entry1  fizarana
Part of speech  2  noun
Root  3  zara
All compound words  4  13 words containing fizarana
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Fitantanana: Fizarana lova
Fitokotokoana: Fizaran' ny tafika ho antokony telo
Fisampanana: Eto no fizaran' ny lalana roa: ny iray mianavaratra, ny iray mianatsimo
Explanations in English  6  [1.7] distribution; a part of something
Explanations in French  7  [1.8] action de partager; une division, un chapitre
8  [1.13] adaptation, familiarisation, entraînement; distribution, division, rubrique
Examples  9  [2.314#] Misy fizarana firy io tantara io?
10  [2.508#] indrindra ny fizarana ny tanimbary.
11  [2.356#] Hisy manko fizarana loka amin' io andro io.

Anagrams  12  fanazary, fizarana

Updated on 2025/08/10