|
|
|
|

Teny iditra1  fizarazarana
Fototeny  2 zarazara
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4 subdivision, différentes parties [1.13]
Ohatra  5  ka dia aoka hozarazaraina kely ny fizarazarana azy. [2.285#]
6  Inona avy no voalazan' ny mpanoratra amin' ireo fizarazarana ireo? [2.314#]
Kamban-teny rehetra  7  Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09