|
|
|
|

Entry1  fizivana
Part of speech  2  noun
Root  3  ziva
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba fahita amin' ny foko sasantsasany, izay mifanompa na mifanozona ho mari-pisakaizana
Examples  5  [2.643#] Ny avy amin' ny foko nifampiziva kosa nifampitantara ny hasoan' ny fizivana.

Anagrams  6  fivazina, fivizana, fizivana

Updated on 2025/01/21