|
|
|
|

Teny iditra1  fodiavoho
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fomban' akanjom-behivavy ohatra ny boritanana fa afody, izany hoe avadika aty aloha ny bokotra [Betsimisaraka] [1.1]
Voambolana  4  Toe-karena: zaitra
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02