|
|
|
|

Teny iditra1  fofonina
Fototeny  2 fofona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Asiana fofon' aina na donafana setroka: Nofofonany setroka aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be blown or smoked upon. [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  10 fofonana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17