|
|
|
|

Teny iditra1  fofy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Taolana lavalava kely maranitra fisoritan' ny vehivavy ny volony rehefa manao volo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 same as fiofy [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 Instrument pointu en os ou en corne qui sert à séparer les cheveux,' à tracer les raies des tresses [1.3#177]
Ohatra  6  raha miady izy, hoatra ny bainga, fa raha tsy miady, hoatra ny fofy; [2.69#]
Voambolana  7  Fandram-bolo
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02