|
|
|
|

Teny iditra1  fohifohy
Fototeny  2 fohy
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  4 (duplicatif) [1.3]
Ohatra  5  Lehilahy lehibe, fohifohy, somary sola loha, no nitarika ny rehetra. [2.472]
6  Tsy niloa-bava avy hatrany izy fa niandry fotoana fohifohy vao nanontany hoe: [2.470]
Sampanteny 
Mpamaritra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19