|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fokafoka
Fototeny  2 foka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Adala, tsy misy saina, ketrina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 rather foolish and angry, imprudent, stubborn. [1.2]
Tovy hevitra  6 foka

Teny iditra (2/3)7  fokafoka
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 fakofako [Bara] [1.78]

Teny iditra (3/3)10  fokafoka
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny frantsay  12 Herbes sèches, paille, brindilles sans valeur, qu'on utilise comme combustible à bon marché ou pour allumer le feu de bois ; parfois aussi, les végétaux qui les fournissent. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  13  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  14 fakofako, fokafoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19