|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fokarina |
| Fototeny | 2 fokatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Alana, badina ao anaty tany: Be ny arintany azo fokarina any Soalary ~ Fokaro ny lamba ao anaty vata
5 Velomina, fohazina indray: Nofokariny daholo ny fanao taloha 6 Aseho mibaribary: Nofokarin' ny mpanozon-doha ny helony rehetra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to be exhumed; to be extracted
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 qu'on exhume; qu'on extrait
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 13 fanorika, 14 fikorana, 15 firanoka, 16 fironaka, fokarina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|