|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fokontany |
| Singan-teny | 2 foko, 3 tany |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 fizaran-tany amin'ny kantao
[Taisaka]
[1.78] 6 Fizaran-tany kely indrindra ary sampana fototra amin' ny fitondrana itsinjaram-pahefana; ny mponina ao amin' ny fokontany no mitambatra ho fokonolona [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 les gens du clan
[Taisaka]
[1.82] |
| Ohatra |
8 Mihamahazo vahana kosa eo anatrehan' izany ny Filohan' ny fokontany.
[2.606#]
9 manokana vola isan-taona hoentina mampihodina ny fokontany rehetra ny Kaominina. [4.27#] |
| Voambolana | 10 Pôlitika |
| Mpanahaka | 11 faritany, 12 firaisana, 13 fivondronana |
| Teny nalaina | 14 Soratra misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|