|
|
|
|

Entry1  folaka andry niankinana
Elementary words  2  folaka, 3  andry, 4  iankinana
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6  enti-milaza olona izay maty ny nikarakara azy na nianteherany, ny nanohana azy [1.1]
Synonyms  7  toro vato nandiavana

Updated on 2025/10/11