|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fonenana |
| Fototeny | 2 onina |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fipetrahana, fitoerana, fijanonana ela amin' ny toerana iray
5 Trano na tanàna onenana, ipetrahana: Ity no fonenanay aty ambanivohitra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a dwelling place.
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 demeure, résidence
[1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 8 Fikambanana 9 amin' io teny io |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 10 fonenana |
| Sokajin-teny | 11 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 oblivious of, loss of memory. See maty arika
[Provincial]
[1.2] |
| Fivaditsoratra | 13 fanenona, 14 fanonena, fonenana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|