|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 fonitra |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fohy fa matanjaka, matombina (ny sampanteny avy aminy: Fonetana no fampiasa kokoa).
[1.1] 4 ilazana zavatra fohy fa matanjaka [2.313] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 hard; a short and stout person, animal, or bird.
[1.2] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 9 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 10 fonitra |
| Sokajin-teny | 11 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 tapitra, lany
[Bara]
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 13 fonitra |
| Sokajin-teny | 14 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
15 exceedingly
[1.2] |
| Fivaditsoratra | 16 fitrona, fonitra, 17 trifano, 18 trifona, Trifona, 19 trofina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|