|
|
|
|

Teny iditra1  fonon-tondro
Singan-teny  2 fono, 3 tondro
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fono hoditra ataon' ny mpanao kiraro amin' ny fanondrony mba tsy haharatran' ny kofehy ny tanany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 [tondro, a finger.] A finger cover. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12