|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fonosana |
| Fototeny | 2 fono |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fono, zavatra entina mamono, manodidina, manarona: Manify loatra ny fonosan' ity entana ity
5 Zavatra ao anatin' io fonony io: Nitondrany fonosan-tsira antsasa-kilao aho [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a wrapper, a cover for a book, etc.
[1.2] 7 a package, a bale [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 paquet, balle
[1.8] 9 enrobage [1.13] |
| Ohatra |
10 Ataovy tsara fonosana, hoy aho nanomboka ho sosotra.
[2.643#]
11 Tonga nanatitra lamba iray fonosana izy ny 14 jolay. [1.369#] |
| Kamban-teny rehetra | 12 Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 fanosona, fonosana, 15 nofosana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|