|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fonosina |
| Fototeny | 2 fono |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Asiana fonony: Fonosy ny bokinao mba hadio lalandava
5 Atao ao anatin' ny zavatra iray izay manodidina azy tanteraka: Fonosy ao anaty lamba ny zanakao fa mandrivotra ny andro [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be covered, to be wrapped up, to be shrouded.
[1.2] 7 to be wrapped; to be bound (of books) [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 qu'on enveloppe; qu'on relie
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13 fonosim-bato, haham-bato |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|