|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 forana |
| Fototeny | 2 fora |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Didiana foitra, atao hasoavana, tapahina, tsongoina: Noforana omaly ny zanak' anabaviko
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be circumcised
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 qu'on circoncit
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 11 farano, 12 farona, faroña, forana, 13 rafona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|