|
|
|
|

Teny iditra1  forohana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 kitay narehitra ka tsy lanin'ny afo tanteraka [Tanala] [1.78]
4 Kitay hazo efa may nirehitra ny ilany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 cinders; in the provinces it means a brand, a burning brand. [1.2]
6 a burning brand; a cinder [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 tison [1.8]
Kamban-teny rehetra  8  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  forohana, 10 haforano

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09