|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fosaina |
| Fototeny | 2 fosa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Haratsina, zimbaina, hamavoina: Toa nofosainareo adiny iray maninjitra, hono, aho!
5 Lazaina ny hadisoana takona nataon' ilay tenenina: Aza fosaina ny namanao fa aleo vandana imaso, hoy ny Ntaolo, toy izay vandana ivoho [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be backbitten, to be scandalized.
[1.2] 7 to be slandered [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 qu'on calomnie
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 15 fisaona, fosaina, 16 ifosana, 17 ofasañy, 18 safoina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|