|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fositra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Hazo mafy dilorina eo ambonin' ny hazo malemy anankiray hahazoana afo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 the use of the fire drill [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 action de faire le feu en tournant une tige de bois [1.8]
6 Substantif et racine verbale (du malais pusar) : action de faire tourner rapidement un bois pointu dans un trou pratiqué dans un autre bois, la friction produira un échauffement, puis du feu. Aussi, nom des bois utilisés à cet effet (ancien, leur connaissance est oubliée en Imerina).
7 La forme verbale active foserina, participe passé, s'applique surtout à la partie femelle, tandis que fosero, impératif, s'applique à la partie mâle. « Fosero io hazo io hiteraka afo : faites tourner rapidement cette partie mâle pour produire du feu ».
8 Pour la forme verbale passive, on a aussi deux participes passés : afositra, s'appliquant à la partie mâle ; voafositra, s'appliquant au feu allumé par ce procédé.
9 Au sens figuré, ce dernier mot désigne une affaire menée rondement, sans perte de temps. [Merina] [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Voambolana  13  Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)15  fositra
Sokajin-teny  16  Tsy lazaina
Fanazavàna teny anglisy  17 Root of afositra, foserana, mifositra,
18 ifoserana, mamositra, amoserana.
19 See sitrika. [1.2]

Teny iditra (3/3)20  fositra
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny malagasy  22 Bibikely homana ny fakan' ny zavamaniry, toy ny fary, voavahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  23 a kind of insect. [1.2]
Voambolana  24  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Kamban-teny rehetra  25 lanim-positra
Ohabolana  26  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  27 faritso, 28 fitrosa, fositra, 29 rafotsy, 30 ratsy fo, 31 sifotra, 32 Tryfosa, 33 tsirofa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17