|
|
|
|

Teny iditra1  fotoana ahavelomana
Singan-teny  2 fotoana, 3 ahavelomana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fotoana iterahan' ny vehivavy (noho ny fahasarotan' ny fiterahana, dia noheverin' ny Ntaolo fa io fotoana io dia mety hahavelona na hahafaty) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12