|
|
|
|

Teny iditra1  fotony
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe fototra
Fanazavàna teny malagasy  3 Antony, vidiny: Ario any io boky io fa tsy misy fotony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 la raison, la cause [1.3#190]
Ohatra  5  Savasavao ny raviny hahitana ny fotony [2.558]
6  Na maro aza dia iray ny fotony, tsy afa-misaraka [2.606#131]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12