|
|
|
|

Teny iditra1  fotorana
Fototeny  2 fototra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Raisina eo akaikin' ny fototra: Fotorana ny zanakazo vao ongotana
5 Anontaniana tsara, adinina fatratra: Fotory tsara ny voampanga
6 Dinihina, fakafakaina, hadihadina: Fotorana ny raharaha alohan' ny hirosoana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to be held by the roots, or close to the head, as one holding a hammer
8 to be searched out, to be examined to the very root. [1.2]
9 to be investigated [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on examine à fond [1.8]
Ohatra  11  Azon' ny mpandinika rehetra fotorana sy hamarinina izany! [2.296#]
12  Raha fotorana, inona, araka ny hevitrao, no dia mahatonga ny Malagasy hiady varotra? [2.314#]
13  Koa aza fady, mangataka anareo ny Fanjakana mba hiakatra ato an-tanàna aloha ho fotorana kely vetivety. [2.587#]
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  18 fotorina
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17