|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fototeny |
| Singan-teny | 2 fototra, 3 teny |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 teny niavian' ny teny iray ara-piforonana, ohatra "sarahina", avy amin' ny fototeny hoe "saraka"
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 (foto-teny) root of a word, etymology.
[1.2] 7 (foto-teny) the theme or root of a word [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 la racine d'un mot
[1.8] 9 radical [1.13] |
| Ohatra |
10 alohan' ny fototeny hiharan' ny fahaizana na alohan' ny anaran' ny hainy manokana io.
[2.245]
11 Ao amin' ny tantara raza koa dia ahitana io fototeny "arana" io, saingy latsaka ny faran-teny -na, tahaka izay fahita amin' ny fitenim-paritra maro indrindra fa amin'iny ilany andrefana-atsimo iny. [2.606] |
| Voambolana | 12 Haiteny |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|