|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  foto-tsarika
Singan-teny  2 fototra, 3 sarika
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ny tsiratsirak' akondro izay anaovana ny lamba atao hoe lamba sarika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 (de fototra et sarika  : fibre de bananier textile appelée en français chanvre de Manille). Pseudo-tronc du bananier textile, Musa textilis Née. (Musaceae) autrefois très cultivé en Imerina. Il fournissait le sarika ou chanvre de Manille, fibre facile à séparer [Merina] [1.196]
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)9  foto-tsarika
Singan-teny  10 fototra
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny anglisy  12 [sarika, the skin of the banana stalk.] Business easily done. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  13 travail d'exécution facile [Merina] [1.196]

Fivaditsoratra  14 fitakosotra, foto-tsarika, 15 otritsakafo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09