|
|
|
|

Teny iditra1  fotsiana
Fototeny  2 fotsy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Diovina (enti-milaza indrindra ny zavatra metaly, ka kosehina ny fanadiovana azy): Fotsin' ny miaramila ny benitra / Fotsio ny nifinao
5 Totoina fahatelo (enti-milaza ny vary izay efa maivoka ary tsaitsainy ka diovina farany): Fotsio amin' izay ny vary fa hariva ny andro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be made white. [1.2]
7 to be whitened [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 qu'on blanchit [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  13 fotsina

Fivaditsoratra  fotsiana, 14 itsofana, 15 safotany, 16 safotina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12