|
|
|
|

Teny iditra1  fotsimbary
Singan-teny  2 fotsy, 3 vary
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 akotry voatoto efa nialan' ny fonony mafy: Omeo fotsimbary afahana an' ireo akoho ireo [1.62]
Fanazavàna teny anglisy  [fotsim-bary] 6 peeled rice, rice cleared from the husk as distinguished from akotry. [1.2]
[fotsim-bary] 7 white rice cleaned and ready for cooking [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [fotsim-bary] 8 riz blanc prêt à la cuisson [1.8]
9 (dans toute l'île) (de fotsy une variété à cuticule rouge qui se voit encore très bien après le pilonnage; riz décortiqué (même quand son périsperme est rouge). Le riz pilonné à cuticule blanche se distingue sous le nom de vary fotsy. [1.196]
Ohatra  10  Koa dia nasainy nanao sakafo haingana dia haingana Ilaimanga, ary Rasolo kosa nasainy nividy fotsimbary. [2.324]
11  Be antitra sy olo-mahia mangozohozo daholo no tsy maintsy miara-milahatra aminy mba hahazoany fotsimbary kely folo kilao sy hena manta vitsivitsy isan-kerinandro; [2.470]
Voambolana  12  Toe-karena: fambolena
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02