|
|
|
|

Teny iditra1  fo vomanga masaka
Singan-teny  2 fo, 3 vomanga, 4 masaka
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 Fo mora tohina izaitsizy, mora mihontsona aoka izany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12