|
|
|
|

Teny iditra1  gaboraraka
Singan-teny  2 gaboka, 3 raraka
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5 Enti-milaza zavatra na asa vita tsisy fitandremana, tsisy kitotony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [gabo-raraka] 6 Words spoken in a hurried manner. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 fait sans soin, au hasard, (paroles) irréfléchies [1.3]
Ohatra  8  Porofo mivaingana indrindra amin' izany ny gaboraraka manjaka hatraiza hatraiza. [4.27#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11