|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  garaba
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Sobiky lehibe vita amin' ny hodikazo mahalandrary ka makarakara, fitondrana akoho na vorona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a large open wicker basket for carrying rofia, birds, etc. [1.2]
5 a large open-weave basket [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 Corbeille en treillis, bourriche [1.3]
7 grand panier [1.8]
Kamban-teny rehetra  8 mankany an-garaba

Teny iditra (2/2)9  garaba
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 Lavaka lalina fivoahana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 a hole in the ground; a water-closet. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  13 latrines [1.3]

Fivaditsoratra  14 Gabara, garaba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09