|
|
|
|

Entry1  gasigasy
Part of speech  2  adjective
Root  3  gasy
Derivatives 
4  Passive verbs :
Explanations in Malagasy  5  [1.1] manana fombafomba gasy, toetoetra gasy
6  [1.62#472] manana fombafomba aman-toetoetra gasy: Miezaka ny ho gasigasy ireo vahiny sarimonina eo amintsika
Examples  7  [1.1] Manana sasin-kira gasigasy izany hira vahiny izany

Anagrams  8  gasigasi, gasigasy, gisagisa

Updated on 2025/01/21