|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  gazety
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Taratasy be velarana vita soratra, mivoaka ara-potoana (na isan' andro na isan-kerinandro) filazam-baovao sy fanehoan-kevitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a newspaper [1.2, 1.7]
5 a gazette; a report [1.2]
6 a periodical [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 Gazette, journal [1.3, 1.8]
8 périodique [1.8]
Ohatra  9  Novelarin' i dada teo ambony latabatra ilay gazety. [2.117]
10  Nohazavainy fa tsy hoe raha vao azo ny gazety dia vakina. [2.332]
11  Io gazety mpivoaka isan' andro io ihany no nilaza ny fangatahana. [4.27]
Voambolana  12  Toe-karena: tonta printy, sary
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 3 amin' io teny io
Sary 

Teny iditra (2/2)14  gazety
Sokajin-teny  15  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  16 publié [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09