|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 gazy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Ohatra |
3 Fanovana ny gazy atao jiro.
[2.366#]
4 Ao ny solika, ny gazy, ny arina, ny masoandro, ny oranioma, ny rivotra, ny rian-drano. [2.445#] 5 Mba tsy hampisy olana dia notsoahin' i neny tamin' ny fatana ny saribao nalainay teny amin' ny fanariam-pakon' ny orinasa mpanao gazy. [1.369#] |
| Voambolana | 6 Simia |
| Fikambanana | 7 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|