|
|
|
|

Teny iditra1  genagenaina
Fototeny  2 genagena
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Entina moramora am-pitandremana: Genagenaina no fitondra ny atody [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be worn loosely, to be carried carefully. [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  genagenaina, 10 igenagenana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17