|
|
|
|

Teny iditra1  gioka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fitseforana mamoaka rivotra, fivalanan-drivotra, hetotra misy tao mivoaka izay tsy tokony ho ren' ny olona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 breaking wind downwards. See etotra. [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :

Fivaditsoratra  gioka, 12 goaky, 13 goika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17