|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  goanana
Fototeny  2 goana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Vohaina mafy miriadriatra: Nogoanany ny varavarana ka taitra ny zazakely
5 Atomboka, tohizina: Goany kosa indray ny anjaranao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be knocked at, to be rapped at [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on ouvre avec bruit [1.3#198]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)12  goanana
Fototeny  13 goana
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  15 to be made to do something, to be made to go at it [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  16 qu’on publie, qu’on commence, qu'on continue [1.3#198]
Haiendriteny 
17  Ny ankehitriny :
18  Ny lasa :
19  Ny hoavy :
20  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  21 aongana, goanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17