|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 goatemaltèka |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ny firenena tompon-tany amin' ny tanin' i
4 Goatemalà: 5 tapitrisa eo ho eo no isan' ny Goatelmateka 5 Momba an' i Goatemalà, an' i Goatemalà na avy any Goatemalà: Kafe sy hasy ary akondro no vokatra goatelmateka be indrindra [1.1] |
| Voambolana | 6 Haitoetany: firenena, foko |
| Mpanahaka | 7 goatemala, 8 goatemala |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|