|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  godana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Malalaka, tsy tery
4 Manaram-po. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Teny iditra (2/4)8  godana
Sokajin-teny  9  Tsy lazaina
Fanazavàna teny anglisy  10 for kotrana [Provincial] [1.2]

Teny iditra (3/4)11  godana
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny frantsay  13 taquinerie, importunité [Tankarana] [1.19]
Tovy hevitra  14 kotrana

Teny iditra (4/4)15  godana
Sokajin-teny  16  Tsy lazaina
Fanazavàna teny frantsay  17 avaler sans mâcher. [Tankarana] [1.19]
Tovy hevitra  18 galoka

Fivaditsoratra  19 Dagona, 20 dangoa, 21 gadoña, gadona, godana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27