|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 godona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
3 État de ce qui pousse très dru, comme le riz quand il est semé en pépinière. « Migodona izao vare ao an-tanimbare atsimo ao izao » : le riz de la rizière du Sud a joliment poussé (Dubois).
[Betsileo]
[1.196] |
| Voambolana | 4 Haizavamaniry |
| Teny iditra (2/3) | 5 godona |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 vara-datsaka
[Taimoro]
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 8 godoña |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 kotroka: Godoña an-tane añy tsy ba ren-dañitre (kotroka an-tany tsy mahataitra ny lanitra)
[Tanala]
[1.78] |
| Kamban-teny rehetra | 11 Rainingodona |
| Fivaditsoratra | 12 dongoa, godona, godoña |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|