|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 gogo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
3 voir gogogogo, plus usité
[1.3#198] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 5 Ambohigogo |
| Teny iditra (2/3) | 6 gogo |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 na vahona. Karazan-trondron-dranomamy manja matroka toa manopy manga ary tsy misy kirany; mafy ny tampon-damosiny ary ny lanilaniny misy nify matsilotsilo kely; halavany 70 sm (Arius madagascariensis ).
9 Ny gogo sy ny kotso ary ny tilapia dia matetika mainin' ny olona ho azo alefa amidy any lavitra [Sakalava] [1.1#393] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 a kind of fish
[1.2] |
| Voambolana | 11 Haibiby: trondro |
| Tovy hevitra | 12 vahona |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (3/3) | 14 gogo |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
16 a species of crocodile
[Sakalava]
[1.2] |
| Voambolana | 17 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|