|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 goraraika |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Feo re avy amin' ny fandehandehanan' ny rivotra na ny ranon-javatra any amin' ny lalan-kanina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 the noise of wind in the stomach.
[1.2] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 8 Fahasalamana 9 Feo |
| Tovy hevitra | 10 koraraika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|