|
|
|
|

Teny iditra1  gorobahana
Fototeny  2 gorobaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Loahana tanteraka an-daniny sy an-daniny avy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 qu'on perce [1.3#200]
Ohatra  6  nogorobahan' ny tontakely ny rindrin-dry zareo ato avaratra [1.1]
7  Mafy hazo ka tsy azo gorobahan' ny hamamanta (Ce bois est dur et ne peut être percé par l'avant-clou [1.3#200]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  12 gorobahina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12