|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 governemanta |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Filan-kevi-mpitondrana amin' ny fanjakan' ny tany ilay: Hivory amin' ny talata ny governemanta handinika momba an' io raharaha lehibe io
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 (governmenta): the government
[1.2] 5 the government as constituted by the head or Prime Minister; cf. fanjakana [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 le gouvernement ensemble des ministres; cf. fanjakana
[1.8] |
| Voambolana | 7 Pôlitika |
| Tovy hevitra | 8 fanjakana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|