|
|
|
|

Teny iditra1  governora
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Mpifehy ambony tamin' ny andro fahagasy taloha, mitovy amin' ny hoe komandy; tamin' ny andron' ny fanjanahan-tany, mpanao raharaham-panfakana nifehy nanarakaraka ny lehiben' ny distrika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [goverinora] 4 a governor of a town or province [1.2]
[goverinora] 5 a governor [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 gouverneur [1.3]
[goverinora] 7 gouverneur [1.8]
Ohatra  8  Tera-menan' ny hatezeran' ny governora. [2.270#]
9  Tadiavin' ny governora i Manana, hoy izy. [2.472#]
10  Nony efa nifanantoka dia niteny ny governora. [2.366#]
Voambolana  11  Pôlitika
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  13 Randzavola: governora ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02