|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  H  ~  h    
Sokajin-teny  2  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  3 Tarehintsoratra fahafito ary renisoratra fahadimy amin'ny abidy malagasy;
4 zara raha heno ny feon'ny H, fa indraidray kosa toa voatonona any an-tenda no
5 fandrenesana azy:Maloka ny tontolo rehefa hariva ny andro (zara raha heno) /Nisy nitoraka ny tranonay halina (any an-tenda).
6 Ny H dia miova ho K amin'ny fanakambanan-teny:Manana havana: manan-kavana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 the seventh letter of the Malagasy Alphabet.
8 It is always an aspirate. It is used for k in many provincial words, as hely for kely; hotro for kotro.
9 Whenever it is preceded by i, a second i follows it for euphony, thus mihady is pronounced mihiady.
10 It is added to all derivative passive verbs beginning with a vowel as a sign of the future tense; and also before all relative verbs, thus ekena (eky), pres., becomes hekena, fut.; anaovana (tao), pres., becomes hanaovana, fut.
11 It is the sign of the future in all act. tr. or act. int. verbs, as manao (tao), pres., hanao, fut.
12 It is sometimes added for euphony between two vowels, as mihavy for miavy, etc.
13 When the verbal prefix man- is added to roots beginning with h, the h is sometimes elided, as manadino [man- and hadino]; and sometimes changed to g, as mangalatra [man- and halatra]. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  14 Septième lettre et cinquième consonne de
15 l'alphabet malgache, est toujours aspirée;
16 au commencement d'un mot indique souvent le futur des verbes. [1.3]
Mpanahaka  17  abidy
Tsanganana sy sary iray takila  18  Ny abidia
Lahatsoratra  19 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Sary 

Teny iditra (2/3)20  h-
Sokajin-teny  21  tovona [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  22 prefix, sign of the future, as in : manào to do; hanào, will do [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  23 préfixe, indique le futur des verbes; ex. : manao, il fait; hanao, il fera [1.8]

Teny iditra (3/3)24  H    
Sokajin-teny  25  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  26 Hidirôzenina.
27 Singa mietona, voalohany amin'ny
28 fisokajiana miherina. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy  29 Hydrogen [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  30 Hydrogène [3.1]
Voambolana  31  Simia
Tsanganana sy sary iray takila  32  Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20