|
|
|
|

Teny iditra1  habetsahana
Fototeny  2 betsaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Hamaroana be: Tsy hita isa ny habetsahan' ny kintana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a number or quantity [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 la multitude, l'abondance [1.3]
7 nombre, quantité [1.8]
Ohatra  8  Raha ny momba ny faritra hafa indray dia tsara raha arahina ilay fanao mahazatra momba ny tahiry sy ny habetsahana [4.27#]
9  Ny lalàna no mamaritra ny habetsahana, ny fepetra ary ny fombafomba fanomezana ny tambin-karama omena ireo olo-manan-kaja nantsoina hisahana andraikitra maha olom-boafidy [1.320#]
Tovy hevitra  10 fahabetsahana, habetsaka
Kamban-teny rehetra  11  Fikambanana 3 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17