|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 haditra |
| Fototeny | 2 ditra |
| Sokajin-teny | 3 endritenin' ny hoe maditra |
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.2#xliii] |
| Ohatra |
4 Mivalo fanahy tsy haditra aho
[1.437]
5 Hivalo fanahy tsy haditra aho fa hanaraka ny efanareo [2.558] |
| Teny iditra (2/2) | 6 haditra |
| Fototeny | 7 ditra |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Toetran' ny olona maditra: Tsy haditran' olona re izany !
[1.1] |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|