|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 hadivory |
| Singan-teny | 2 hady, 3 vory |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 hady na lavaka nohadìna manodidina toerana na vohitra kely
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 the dry moat around fortified villages
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 fossé autour des villages
[1.8] |
| Tsipelina hafa | 8 hady vory |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 10 hadivory |
| Singan-teny | 11 hady, 12 vory |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 fasana
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | hadivory, 15 hady vory, 16 rivodahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|