|
|
|
|

Teny iditra1  hafa fandry
Singan-teny  2 hafa, 3 fandry
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 hafahafa [Bezanozano] [1.78]
6 tsy mitovy fatory na fomba fanao amin' ny maro; enti-milaza koa ireo tsy mankatò ny mpitondra na ny dina nataon' ny mpiray fileovana ka natao koa hoe mitsivalam-pandry izy ireny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12