|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hafarana |
| Fototeny | 2 hafatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Omena raharaha, ampiandraiketina asa, anankinana zavatra: Nohafaran' i Neny aho mba hijerijery tsara ny trano
5 Asaina tonga: Hafaro izy fa marary reniny 6 Vidina any lavitra ka asaina alefa: Satroka sy lamba no hohafarako any Antananarivo [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to be bequeathed, to be devised, to be specified; to be sent for, to be ordered.
[1.2] 8 to be given orders; to be ordered; to be sent for [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 à qui on donne une commission; qu'on commande
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | hafarana, 15 harafana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|